Radio Don Bosco 93.4 FM

Ny Radio Don Bosco dia onjam-peo Katolika miompana kokoa amin’ny fanabeazana araky ny finoana Katolika. Radio mahaleo tena, mpanabe, manaraka ny foto-pinoana Katôlika, ary tsy manana tanjona pôlitika na filàm-bola, ny Radio Don Bosco. Radio Don Bosco 93.4 FM, Madagaskar, lähetetty muodossa Gospel